Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 27 août 2025
Antananarivo | 12h22
 

Répondre à un commentaire

1er avril à 11:29 | pisokely (#9950)

isandra.

zahay tompoko dia tsy manana Mercedes, tsy manana villa aby Suisse.. fa mivelona aminy poto moto araka ny fiteninareo..

saingy madio saina zahay, madio fo ary madio fitondran tena.. tsy voavidin i ravato.. na rajoel..
ka ny kely anananay, dia nozaraina satria tsara taiza.. raha misy vary iray lovia ho anao( hoy i mamanay), dia misy vary ho an ny olona folo.. zany hoe mahaiza mizara fa tsy tena..
nampianarina anay ny lanjan ny asa.. ka dia nianatra mafy, niafy, ka Tonga taminy tanjona.. nahazo asa mahavelona... najain ny olona aty an dafy.. manana ny toerana aminy fiaraha monina.. tsy nangalatra, tsy nisoloky, tsy nandainga any ka tafita dia MBA nizara aminy toerana nahalehibe sy nahitana masoandro..
Mbola ao an tanana ny toerana nolalaovana, ny hazo voaroy fiakarana, ny dobo filomanosana.. ataoko fa tsy ho havela ho simbain i radomelina mianakavy zany tanana izany fa hitsangana izahay hamelona ny afo tsy ho faty..

Tsy ho takatry ny saina ny foza mihintsy ny mahasarobidy ny teny nosoratako eo ambony io

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}