Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 27 août 2025
Antananarivo | 12h22
 

Répondre à un commentaire

1er avril à 17:46 | lé dezertera (#11696)

Miverina foana ny fanontaniana : inona no vitan-drainilainga rajoelina hampivaotra ny fiainan’ny Ambanilanitra miainga avy any atsimo (kere) ka hatrany avaratra, miainga avy any antsinanana ka hatrany andrefana hatramin’izay nitondrany niantomboka 2009 nanonganany fanjakana ary TAONA NITSOAHANY NAMONJY FIRENENA HAFA (Ambasady frantsay - izay faritany frantsay na dia eto Antananarivo aza) ?

Marihina fa ny fanonganam-panjakana no heloka lehibe indrindra eo anatrehan’ny lalàna.

Nandritra izay 64 taona nisian’ny sarintsarim-pahaleovantena, nisy ve ny fotoana NIJALIAN’NY malagasy Ambanilanitra ka mihaotra ny vanim-potoana 2009 mandrak’androany ?

Kanefa tsy izy ihany va no niteny ireto manaraka ireto ny 01 aogositra 2018 teo Imahamasina, kabary nataony imasom-bahoaka, milaza ny toe-javatra misy eto amin’ny tanàna :

https://www.facebook.com/seramanjiary/videos/5133328100095418/

 Misy ve ny fandriampahalemana ?
 Miodina tsara ve ny JIRAMA ?
 Ampy ve ny sakafon’ny malagasy ?
 Misy ve ny fahamarinana ?
 Misy asa ve ny tanora ?
 Ampy ve ny sekoly ?
 Mahavelona ve ny karama ?
 Mahafa-po ve ny fitsaboana ?
 Rariny sy hitsiny ve raha mandoa vola vao afaka manao concours madio ?
 Misy ve ny fanjakana eto Madagasikara ?

Dia hoy izy nanohy ny kabariny
Inona ary no misy eto ? Ny misy eto dia ny :
 delestazy
 kidnapping
 fiainana lafo
 ny tsy fananan’asa
 ny fandrobana
 ny kolikoly
 ny fanararaotam-pahefana
 ny tsindry hazolena
Toa adinon’i cedric vazaha 8cm nouzalon rainilainga rajoelina avokoa izany rehetra voalazany izany ankehitriny ....

Ireo rehetra notanisainy ireo DIA AMPAHANY AMIN’NY IAINANA SY IARETAN’NY malagasy Ambanilanitra isan’andro mihitra izao.

Sa izay marina no MAHA-RAINILAINGA rajoelina cedric vazaha 8cm nouzalon RATANDRAMETAKA « VARY HYBRIDE » “enerzia hybride” AZY ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}