Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 23 août 2025
Antananarivo | 22h40
 

Répondre à un commentaire

4 avril à 10:47 | Vohitra (#7654)

Laos 48 pc
Madagascar 47 pc

Isany taha avo indrindra no nataony ho an’i Madagasikara.

Fa nahoana ? Fantatra ve ny anton’izany ? Koa hifampiraharaha amin’ny ahoana ianao raha tsy fantatrao ny antony ?

Sa kosa efa fantatry ny amerikanina fa izao fitondrana izao Ilay nanongam-panjakana tamin’ny 2009 ka mendrika ho saziana ?

Sa misy fifampiraharahana ambadika toy ny hoe :

 avelao hisokatra ny Base Toliara dia hampihena io taha io izahay, na

 omeo anay ny îles éparses dia izahay no hikarakara azy

 ianareo mitrosa volabe amin’ny sinoa nefa izahay amerikanina no manampy anareo, dia nahoana no tombontsoa sinoa no arovanareo

 mila manolotra toerana fitrandrahana harena ilainay ianareo

Inona no marina amin’ity nahandro tsy mivoampofona ataonao ity ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}