Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 23 août 2025
Antananarivo | 22h40
 

Répondre à un commentaire

4 avril à 12:05 | Vohitra (#7654)

Ho antsika Malagasy manokana ity...

Mikasa ny hanafika an I Yemen misy ireo Houthis tohanan ny Firenena Iranianina I Etazonia...

Efa toa namindra fitaovampiadiana marobe ao Diego Garcia ny amerikanina...

Heno izao fa I Diego Garcia no ataon I Iran ho montsana hopotehiny raha toa ka misy fampitahorana ataon i Etazonia aminy mikasika ny fikarohana ataony momba ny baomba nokleary...

Diego Garcia dia fantatsika fa aty amin ny ranomasimbe indianina, ary tsy maintsy misy fiantraikany amintsika Malagasy raha misy ady mitranga ao...

Ohatra : tsy maintsy hiakatra ny sarampitanterana entana amin ny sambo raha misy ady ao noho ny fiakaran ny saran ny fiantohana.

Iza no mbola mahatadidy isika ilay firehana navoitran ny Amiral Ratsiraka fahiny hoe « Ocean Indien, zone de paix » ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}