Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 24 août 2025
Antananarivo | 00h00
 

Répondre à un commentaire

4 avril à 12:23 | pisokely (#9950)

ny gasy tompoko (rajoel), dia tsy mahay afatsy ny mangataka...

zany hoe, raha tsy manome vola, dia vizana ny gasy.....

tsy afaka miady zany ny gasy e.. satria mangatka.. ka zay lazain ny mpanambola, dia voatery ekena... ary ny loza, dia tsy MBA afaka mamokatra akory.... kaondrana lay isandra tsy mahafantatra an izany...

zany minisitra ny toe bola zany tompoko, dia tsy any aminy ambassade mihintsy no miresaka vola...

sahala ny hoe, ny dokotera ve dia hiady hevitra diagnostic aminy mpamafa trano

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}