Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 24 août 2025
Antananarivo | 12h56
 

Répondre à un commentaire

4 avril à 13:52 | pisokely (#9950)

firy ary hono zany zavatra ahondrana any amérika zany ? Sao dia ry ambatovy vy indray mantsy no avoaka eto ?

mbola tsy teraka akory ry isandra, dia nikirakira fanondranana entant izahay e... ary niroborobo niaraka taminy asie sy Afrique du Sud.. saingy nidiran ny ravato, dia potika daholo.. izy anefa tsy nahavita tsara akory..

dans les normes ny entana navoakanay, ary Tonga mihintsy ny expert, miady hevitra miaraka aminay, miaraka mijery ny entana nalefa..

firy ary amin zao fotoana zao ny zavatra vokariny gasy ka ahondrana ?? firy ny entana nolavina fa tsy manara dalana ? firy ny entana na vokatra voatery nampidinina ny vidiny ??

averiko fa bola tsy teraka ry isandra dia efa amperin asa izahay.. ary matoa mitsikera, dia nahavita tsara lavitra izahay taloha.. na eo aminy vidiny, na eo aminy hatsarany ny vokatra..

tsy mahatoky ny vokatra gasy intsony ny tsena... tsy ao anatiny ny akora ambaniny tany... ny crevette moa dia efa lasany ny sinoa.. tsy misy vola tafiditra ho an ny gasy intsony.. fa any ampaosiny ministra.. ny langouste dia tsy hay intsony... ny la vanille ?? dia ireny hita ireny no vokany...

ka asa !! iza no dondrona eto amin ity serasera ity... ntsss.. minisitra mandady any aminy ambassade, tsy manankambo intsony satria variana nangalatra sy nangataka... amidio ny korontamby e...

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}