Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 23 août 2025
Antananarivo | 17h40
 

Répondre à un commentaire

4 avril à 14:49 | Vohitra (#7654)

Distrika Ambanja, Commune Antsirabe...

Misy tetikasa fitrandrahana « terres rares » ataon’izany orinasa antsoina hoe « Harena Ressources » izany, ka efa madinika ny fomba hamindrana ireo mponina ao ankehitriny ny tekinisianina ao amin’ ity orinasa ity.

Mpamboly avokoa ny mponina ao antoerana ary Malagasy teratany avokoa...

Ho tantara hafa indray koa ity....

Ny ao Sakatia koa mbola hafa...

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}