Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 23 août 2025
Antananarivo | 22h40
 

Répondre à un commentaire

4 avril à 17:43 | pisokely (#9950)

zavatra iray no hamintinako ny rehetra e.. milaza ho mahay mantsy ity isandra dondrona ity...ka mangataka porofo foana anefa izy no eo aminy fitondrana..

ny mpandainga sy mpangalatra dia mangataka porofo foana.

dia hoy ny razantsika hoe.. fisaka hono ny Marina ka saro tadiavina.

saingy hadinon isandra, fa ny tsy fahombiazana, dia hita mibaribary eny foana.

dia hiemotra indray ny gasy.. noho i ra8, covid, Ukraine, dia Trump...

raha tsy teo i Trump, efa pays emmergent i mada noho ny filoha matsilo nouzalon..... circonstance atténuante

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}