Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 24 août 2025
Antananarivo | 00h00
 

Répondre à un commentaire

19 mai à 14:11 | pisokely (#9950)

io anie rey olona, raha misy olona iray mitarika fotsiny eo, dia lasa ny tolona...

tena tsy misy intsony ve ny olona sahala an i monja jaona ? jereo ny fitiavan i antananarivo an i dada monja... mbola tsy nisy olona nankafizin ny olona sahala azy, eny fa na I ravalo aza... dia jereo koa i zafy, nahasahy na antitra aza nifandona tamin ny resep...

i ra8 tsy lasa intsony, kanosa.. i rajao sahala... i siteny angaha ? nefa izy toa vava fotsiny... raha mahasahy indray mandeha fotsiny izy, dia ny vahoaka no hiaro azy..

tsy lainga zany lazaiko zany fa efa tena tsy lasa intsony i mada.. tsy rariny ny mahazo ny gasy... tsy hoe matahotra, fa very, tsy misy mpitarika

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}