Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Affaire des Boeing 777 : les premiers déférés devant le PAC, 11 personnes recherchées - Et ce n’ est pas de la conspiration ! Lecture
L’apocalyp
Jipo - Football : les Barea, rois de l’impossible, s’offrent une demi-finale au CHAN - Que vous etes médisant !
INCULTE 6 e DAN honoris causa mention : tsara be (…)
Jipo - Football : les Barea, rois de l’impossible, s’offrent une demi-finale au CHAN - Gagner aux tirs au but, c ’est comme la roulette russe, un coup de pot . / ! (…)
Jipo - Affaire des Boeing 777 : les premiers déférés devant le PAC, 11 personnes recherchées - Mandimbisoa vous auriez pu titrer :
TROU D’ AIR AU « SOMMET » DE L’ ÉTAT (…)
Jipo - Affaire des Boeing 777 : les premiers déférés devant le PAC, 11 personnes recherchées - YESSS !
Un petit complément d’ information 19 personnes et non 21 ? mais (…)
Jipo
{#URL_PAGE{archives}}
Miarahaba Lalatiana,
Tonga ao antsaina avy hatrany rehefa namarana ny fandinihina ny lahatsoratrao ny teny nambaran’ny Amiral fahiny hoe :« tsy misy maharesy ny fanjakana izany raha eto Madagasikara rehefa ny fanjakana no vonona ny hangala-bato ».
Ahoana tokoa moa no hifaninanana amin’ny mpiasampanjakana, ny fitaovampanjakana sy ny volampanjakana ?
Ary aza adino mihintsy fa mbola betsaka eto Madagasikara ny toerana ambanivohitra mbola tena matahotra ny fanjakana sy ny herin’ny fahefampanjakana ny mponina ao aminy !
Mbola aza adino ihany koa, fa eto Madagasikara anie ka mbola natao ho fananampanjakana ny lisipifidianana e ! Ny fanjakana irery no mitantana sy misahana ary mandamina izany, ary mampiseho izany lisipifidianana izany amin’izay fotoana heveriny fa mety aminy.
Eto Madagasikara no misy an’izany hoe kandida lany amin’ny voka-pifidianana 75 % nefa tsy lany, hita izany tany Vatomandry tamin’ny fifidianana Ben’ny Tanana farany teo...
Rafitra mipetraka ny CENI fa ny tena mbola misahana ny fifidianana amin’ny fomba ankolaka anie ka mbola ny minisiteran’ny Atitany ihany foana e !
Fehiny, raha mbola mifangaro ny fanjakana (État) sy ny mpitondra (régime au pouvoir) dia mbola tena sarotra ny handresy ny mpitondra mampiasa ny fahefampanjakana rehefa fifidianana.
Matoa resy ny mpitondra, dia ny mpiasampanjakana izay no nivadika taminy.
Mankasitraka anao.