Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Pourquoi la dictature reste la seule option pour Rajoelina - koarehefa te,na RERAKA
tsy maintsy MIDERADERA ireto mpihaingo ambony tsikoko ..
bekily - Pourquoi la dictature reste la seule option pour Rajoelina - AUTOCRATIE
bekily - Pourquoi la dictature reste la seule option pour Rajoelina - Les exilés peinent presque tous comme des rats mots...
==> mort de (…)
bekily - Pourquoi la dictature reste la seule option pour Rajoelina - sens ethymologique
bekily - Pourquoi la dictature reste la seule option pour Rajoelina - HIUM !!! Vohitra
que du beau monde citez vous là !!!
Néanmoins des ONG (…)
bekily
{#URL_PAGE{archives}}
Madagasikara tsy maintsy mandroso
Simba ary mijaly fadiranovana ny mpandraraha malagasy hoy ny orinasa Alexia Kreation :
Hafatra hoan’ I Rainilaingarivony Cedric Rajoelina sy ireo totakely mpiaradia aminy toy ry #7070 votsa saina
" Miezaka mitraka , miezaka mitady vahaolana, fa tena efa mila tsy ho tafavoaka intsony. Mampiasa groupe électrogène mahalany 15 litatra mandrapa hariva ny andro , ny solika mandrapiverin’ny herinaratra. Vola isan andro ankoatra ny facture aloha aminareo. Ny asa efa ezahina atao amin zay planning mikorotana avokanareo, tsy misy fanajana lera atramin 2h maraina. Mijaly ny tanora mpandraharaha ?? Ny hetra voaloha ara dalana isan taona tsy misy taraiky, jiro sy rano tena laharampahamehana amin vahoaka tena tsizarizary ! Renim-pianakaviana maro no mivelona amin asanay tonpoko, ary mamelona ny ankohonany ??