Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Pourquoi la dictature reste la seule option pour Rajoelina - koarehefa te,na RERAKA
tsy maintsy MIDERADERA ireto mpihaingo ambony tsikoko ..
bekily - Pourquoi la dictature reste la seule option pour Rajoelina - AUTOCRATIE
bekily - Pourquoi la dictature reste la seule option pour Rajoelina - Les exilés peinent presque tous comme des rats mots...
==> mort de (…)
bekily - Pourquoi la dictature reste la seule option pour Rajoelina - sens ethymologique
bekily - Pourquoi la dictature reste la seule option pour Rajoelina - HIUM !!! Vohitra
que du beau monde citez vous là !!!
Néanmoins des ONG (…)
bekily
{#URL_PAGE{archives}}
Mahay zavatra mihitsy reto nandra reto ka « circulaire » no entina mamaritra ny fampiharana ny « Loi de Finances », zany hoe tsy manaja ny fentitra satria ny « Loi » dia tsy maintsy « Loi » no manova azy ary ny « Loi » dia tsy maintsy misy « Décret d’application » izay « Decret » ihany koa no manova azy fa tsy « circulaire » velively.
Ny tena marina dia efa manao fanazarana ny @ ny hanova ny Lalampanorenana ireto tsy valahara ireto dia tsapainy raha mahatakatra ny gasy kely.
Ny filazana fa tsy misty fiantraikany @ vidim-piainana io TVA mihatra @ ny orinasa io dia tena fanavendranana satria hita ohatra fa ny fiovana teo @ ny gaz dia miantraika mivantana ny vidiny @ ny mpanjifa izay maro no niverina nampiasa arina na kitay noho io fisondrotana niseho io ka Vitogaz dia manangona ny TVA ho an’ny mpanabotry vahoaka