Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - Boloky
S"excite particulièrement en ce moment.
Sûrement sous la pression (…)
bekily - Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - CHARISME du DJ BAC-3 prostitué aux Français et mis en orbite par eux par (…)
bekily - Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - Boloky
198 cabines pour trois sites
( EN PRIORITE POUR LES COPAINS FOZAS (…)
bekily - Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - Tsy amaly eo Inandra e ! Rahampitso indray izy vo miverina raha tsy oe 5 (…)
Zora - Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - Ndray ndray ndray
Hoatra olona nandositra avy eny Anjanamasina ity (…)
bekily
{#URL_PAGE{archives}}
Tsy mitsapatsapa na koa hoe mijery ny halalin’ny rano Izy... TSIA !
Tetika sy paikady efa voaomana ary tsy maintsy ho tanterahiny io.
Efa betsaka ny harena miavosa sy volampanjakana sarotra hazavaina ho fantatry ny vahoaka ny làlana nizorany sy paosy nidirany na kaonty nitsofohany !
Tsy mihevitra ny hiala eo amin’ny fizakana io fahefana io intsony mihintsy izy, efa taonjato (siècle) Foza no tiany resahana eto Fa tsy fepotoana (quinquennat ou mandat) fiasana intsony e.
Tsy azo hazavaina sy afenina intsony ny vola sy harena efa eo ampelantanan’ny Foza ankehitriny.
Fantany tsara ny miandry azy raha vao tsy eo amin’ny fahefana izy.
Tsy misy fifidianana ary tsy misy fitsapankevibahoaka madio sy mendrika izany intsony mihintsy eto raha mbola izy sy ny Foza no eo amin’ny fahefana.
Tsy maintsy madio tanteraka sy mazava ny tokotany sy sehatra hilalaovana vao azo atao ny miakatra kianja.
Siècle na taonjato resahana raha Foza no mbola hanaovana dinika ifampiraharahana eto.
Ezaka fihazana Foza ihany no tokana vahaolana eto