Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - Boloky
S"excite particulièrement en ce moment.
Sûrement sous la pression (…)
bekily - Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - CHARISME du DJ BAC-3 prostitué aux Français et mis en orbite par eux par (…)
bekily - Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - Boloky
198 cabines pour trois sites
( EN PRIORITE POUR LES COPAINS FOZAS (…)
bekily - Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - Tsy amaly eo Inandra e ! Rahampitso indray izy vo miverina raha tsy oe 5 (…)
Zora - Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - Ndray ndray ndray
Hoatra olona nandositra avy eny Anjanamasina ity (…)
bekily
{#URL_PAGE{archives}}
Fomba fanaon’ny foza io mamindra afo io (tsy mahay mamono afo) ka nohesorina lay olona rehefa tsy nandeha ny fanampenam-bava satria marefo loatra ny lainga ka tsy afaka nihodinkodina sy nanodikodina resaka akory lay ramatoa.
Ny tena tsara ho fantatra sy tsarovana momba iny tranga iny dia tsy misy mpiasampanjakana (indrindra fa Tale izany) afaka miserasera @ ny mpanao gazety raha tsy nahazo halalana avy @ ny lehibe na ireto mihitsy no maniraka azy. Rehefa manao izany izy dia manazava izay momba ny asany raha mifanandrify @ zay ny fanontaniana fa tsy afaka manome valinteny hafa. Ny an’ity ramatoa ity moa dia ilay asany mihisty no nolazainy fa tsy te-ahalala izy ka tsy manao izany satria ny asan’ny DVSSER dia manangona sy manadihady ny trangan’aretina rehetra mety hiparitaka ka hiteraka fahavoazana ho an’ny fiarahamonina ka mandefa ny tatitra @ ny ambaratonga ambony handraisany fanapahankevitra.
Diso izy tsy nanao ny asany t@ ty resaka Ambohimalaza ity ary mbola diso koa izy tsy nanadihady momba ireo tranga mitovitovy fiseho (Ambositra, Toamsina, Mahajanga sy ny sisa) dia mbola diso ihany koa tsy nanao izany momba ny tranga tazo tany Ikongo (100 mahery no maty). Be loatra ny fahadisoana nataony ka diso toy izay koa ny nanendry azo teo @ io toerana io ary tokony hametra-pialana na esorina rehefa tsy manao izany.
Fanontaniana mila valiny mazava dia : iza no nilaza taminy fa poizina ilay raha ? ny fanadihadiana nataon’ny DVSSER ve sa baiko ? Ny fanontaniana manaraka dia : Raha toa ka nanao mangina ny asany ny DVSSER dia nahoana no tsy nandray andraikitra ny ambaratonga ambony ?