Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Affaire des Boeing 777 : les premiers déférés devant le PAC, 11 personnes recherchées - Madagascar est champion du monde toute catégorie des sombres et sordides (…)
rakotobe - Affaire des Boeing 777 : les premiers déférés devant le PAC, 11 personnes recherchées - N’excluons pas la PRESOMPTION MIXTE !
bekily - Affaire des Boeing 777 : les premiers déférés devant le PAC, 11 personnes recherchées - Hi hi
Présomption irrefragable alors ?????
bekily - Affaire des Boeing 777 : les premiers déférés devant le PAC, 11 personnes recherchées - Bekily
présomption d’ innocence oblige ...
Je dirais meme que c’ est son (…)
Jipo - Affaire des Boeing 777 : les premiers déférés devant le PAC, 11 personnes recherchées - Pour le plaisir !
https://odysee.com/@Roms17:d/Serge-Monast,-Le-Complot-Dévoilé
Jipo
{#URL_PAGE{archives}}
Tsy miova mihintsy ny ahiahy sy savorovoro ary tebiteby mianjady ao anatin’ny fiainan’ny fiarahamonina ankehitriny :
« Fahapoizinana sa fanapoizinana no nitranga ka nahafoizana aina marobe ? »
Ny fahapoizinana (intoxications diverses) dia tranga niteraka fiparitahana otrikaretina mamparefo tampoka nihanaka nahenika olona maro.
Ny fanapoizinana dia tetika efa nomanina hitondrana poizina hanimbana sy hamongorana aina.
Samy misy tomponandraikitra sy antony lehibe avokoa ireo anankiroa resahana ireo.
Famoizana aina no resahana, ary mbola misy ny marary mafy mbola eny amin’ny tobimpahasalamana iray volana aty afara.
Iray volana ve dia mbola tsy fantatra hoe fahapoizinana sa fanapoizinana no nisy ?
Fa maninona no tsy efa nanomboka vao nisy tranga aina nafoy ny fanadihadiana sy famotorana fa nahoana no niandry iray volana mahery ato afara ? Tsy mila iandrasana mpitory akory izany fa fandraisana andraikitra tsy maintsy ataon’ny fanjakana.
Manana endrika fandaniampotoana ho fanafenana ho maty momoka ny raharaha no zavamisy ankehitriny.
Ary aoka tsy ny resaka teny Ambohimalaza ihany no hanaovana famotorana, nisy aina nafoy tany Mahajanga sy Ambositra ary Toliara. Mitovy ny ain’olona rehetra ary ny fanjakana natao ho an’ny rehetra.
Avoahy ao anaty fotoana fohy ny marina sy nitranga.
Fahapoizinana sa fanapoizinana ?
Iza no tomponandraikitra nahavanondoza ?