Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 11 août 2025
Antananarivo | 17h34
 

Répondre à un commentaire

24 juillet à 18:38 | pisokely (#9950)

zahay tsy mpivaro tena sahal an isandra.. ka raha tena mafy i isandra, dia lazao eto, lazao aminy malagasy, amin ireo tantsaha.. an ireo olona maty mosarena any atsimo.. iza no hamerina ny vola trosa ???

tezitra ianareo lazainay hoe mpangalatra... kanefa dia ity lahatsoratra ity dia porofo mivaingana . nahazo vola fa tsy hita zay nalehany.. zany hoe nisy naka zany.. nankaiza ???