Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Pourquoi la dictature reste la seule option pour Rajoelina - koarehefa te,na RERAKA
tsy maintsy MIDERADERA ireto mpihaingo ambony tsikoko ..
bekily - Pourquoi la dictature reste la seule option pour Rajoelina - AUTOCRATIE
bekily - Pourquoi la dictature reste la seule option pour Rajoelina - Les exilés peinent presque tous comme des rats mots...
==> mort de (…)
bekily - Pourquoi la dictature reste la seule option pour Rajoelina - sens ethymologique
bekily - Pourquoi la dictature reste la seule option pour Rajoelina - HIUM !!! Vohitra
que du beau monde citez vous là !!!
Néanmoins des ONG (…)
bekily
{#URL_PAGE{archives}}
tsy afa bêla ny gasy e... ny thaïlandais tsy maintsy hiaro tena, i ravato koa hiaro tena.. ilay singh hiaro tena.. dia iza zany sisa ??? ny gasy.
na hanasa tanana impoli eo aza i rajoel sy i ntsay, dia izy roa lahy no tampon antoka voalohany... nanisme alalana ny fanjakana malagasy, ary tsy hoe zavatra kely azo amboarina fa fiara manidina 5 be izao.. ary tsy hoe firenena kely fa Iran no nifanaovana fanekena . ary ny loza, dia terrorisme no ahiana... olona efa hiady taminy janvier 2025.. dia bola nolazaina aminy gazety fa tsara sy milamina ny fifandraisana amin Iran !!!!! zany hoe nankatoaviny rajoel sy ntsay zany lay fifandraisana, !!!!!
aleo mibaboka ny Marina e... i ravatomanga anie ka efa miandry kendry tohana e.. izy no tao ambadika saingy tsy hita mihintsy izy, mahay miafina lery... dia lasa madio tanana !!.. zao ny an drajoelina,ny zanaka nampidirina tamin ity afera ity...