Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - Boloky
S"excite particulièrement en ce moment.
Sûrement sous la pression (…)
bekily - Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - CHARISME du DJ BAC-3 prostitué aux Français et mis en orbite par eux par (…)
bekily - Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - Boloky
198 cabines pour trois sites
( EN PRIORITE POUR LES COPAINS FOZAS (…)
bekily - Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - Tsy amaly eo Inandra e ! Rahampitso indray izy vo miverina raha tsy oe 5 (…)
Zora - Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - Ndray ndray ndray
Hoatra olona nandositra avy eny Anjanamasina ity (…)
bekily
{#URL_PAGE{archives}}
grave be zany vohitra an !!! na ny tarehiny aza anie dia hita fa tia tena be lery e..
ny momba an ireto gasy voambaka lasa any ivelany..mampahonena nefa koa mahasosotra..
efa nolazaina, norarana fa hoe fanambakana io fa aza mandeha ( femme de ménage, hotesse d accueil, saofera), any aminy karazana firenena tsizarizary, Cameroun, pays du golfe..Asie iray manobtolo, fa eeee .. tsy azo rarana e... ataony ny olona andevo sy makorelina vao mitomany... fantatra foana ny losoka.. ny fianarana ihany no mety ho Marina raha hivoaka an I mada.. ary raha misy olona milaza aminao fa hikarakara bourses dia mahina fa betsaka lainga ao.. any aminy ambassade sy centre culturel ihany ianao no mahita zavatra azo inoana fa Marina.. dia ao koa ny havanais aty an dafy..