Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - MDR !!!!!!!!!!!!!!
bekily - Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - comprendre les retombées ou ruissellement si vous voulez, est largement à la (…)
pisokely - Le téléphérique Anosy-Ambatobe accessible au public cette semaine - Plus que maigres les os à ronger ce lundi ...
Jipo - Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - Sans parler des consignes de sécurité habituelles à savoir : port du casque (…)
Jipo - Sommet de la SADC : Rajoelina a visité les chantiers d’Ivato - LOL
oui isambilo
Attention à vous !
’ l faut réfléchir plus profond " (…)
bekily
{#URL_PAGE{archives}}
Salama Jiaby :Tsetsatsetsa tsy haritra ny Ahy ,fanontaniana no apetrko : Taitra ihany Aho na tsy dia milaza ny hevitro matetitika (tsy sanatria LEO na dia efa betsaka ihany ny voalaza sy voasoratra***** ! fa dia falyy MAMAKY IREO mahery FO : tsy ho tanisaina eto fa MARO : FA MITOVY FIJERY**** ! hatramy ny nisiny ny : Adi-hevitra****na commentaire na faneho-kevitra *** ! Fa ny tiako ambara androany 02/08/2025 dia asa na TAPAKA-LALAN-DRA i ISANDRA mpilelalaka sy Mpamitra ny VO**** i PRESIDA Vongany sy Dondrona fa tsy heno mitatata eto asa koa na nilatsam-POTAKA***gaga ihany ny AHO fa tsy sahy miseho masoandro ny mpamosavy an-tanana **** fa manonomboka RENDRIKA ny sambo betsaka ny VOALOVO no efa mitsambikina***** !efa lasa gaigy na ROMOPRA i jeneral Korotamby ** VITA HATREO CEDRIC**** ! MAHEREZA DAHOLO IREO mpitolona REHETRA tonga sainaeto amin’ny M.T,*** MASINA NY TANINDRAZANA
,,