Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 23 août 2025
Antananarivo | 03h11
 

Répondre à un commentaire

19 août à 14:03 | gasy tsotrizao (#3859)

Ity indray zany ny adalana manara-penitra satria notokanana ny zavatra tsy vita !

Tsy asiana resaka intsony ny tsy maha« autoroute » ilay zavatra satria tsy misy manaraka ny fenitra indrindra raha hampitahaina @ lay A43 nalefan’ny nandra : tsy misy fefy mitohy manasaraka ny andaniny roa ka manana ha-avo farfahakeliny 1m ary matevina 0,50m , tsy misy fefy mitohy @ sisiny ivelany ho fitsinjovanan ny sendra loza mivoaka ny lalana ny fiara, tsy misy fijanona aro loza mialoha io fefy ivelany io, sy ny sisa