Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 23 août 2025
Antananarivo | 22h40
 

Répondre à un commentaire

21 août à 15:38 | gasy tsotrizao (#3859)

Voninahitra ho an’Andriamanitra ary fankasitrahana ho an’ny Mpanompony Zaka Andriamampianina, Mpitandrina, notendreny hitondran’ny Teniny ary hitarika sy halpijoro ny olony ho @ ny Fahamarinana. Amen !

Mampihomehy sady mahonena ihany ny mahita ny fanehoan-kevitry ny mpisolelaka fa rehefa ny azy no mampiasa ny fiangonana hanaovana propavandy toy ny teny Imahamasina miaraka @ ny « drones » sy ny sisa dia voromanga fa rehefa ny hafa no mamaky bantsilana ny tsy mety ataondrizareo dia vorondolo. Sady ty izy miseho ho mampiasa ny Soratra Masina nefa anie dia manao toy ny zanak’i Skeva izy ka ho avy aminy araka ny fananarana mivaivay satria adinony fa raha sanatria mangina ny Fiangonana eo anatrehan’ny mpanao ratys dia ho avy ny fotoana « ny vato no hiteny ».

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}