Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 11 décembre 2025
Antananarivo | 04h42
 

Répondre à un commentaire

11 novembre à 18:52 | TOLOMBAHOAKA (#3424)

Mety raha hatsangana ny ANDRIMASO-POKONOLONA (Association Mpiray Monina & ONG), mijery ireo « HARENA TOMBOANA RATSY » ( Bien Mal Acquis : BMA). Dia apetraka ny : « Brigade des Biens Mal Acquis » (BBMALAKY)( MALAKY : MAIKA). Hafahana miara miasa haingana amin’ny Fitsarana. MIVERINA AMIN’NY VAHOAKA NY FANANANY NANGALARINA TAMINY.