Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Mora hambakaina tokoa ve ny Malagasy e ?
Efa tena forongony tsotra izao tsy misy fangarony intsony no atolotra azy, dia mbola manasohaso sy mikopakopaka ihany izy...
Mampalahelo sy mampivonto fo ny mieritreritra ireo maty sy naratra niaritra ny daroka sy vono nataon’i herimpamoretana niasa ho an’i Rajoelina.
Tsarovy ny fomba nataon’i Rajoelina nanendahana sy nanesorana an’i Razanamahasoa Christine sy Razafimahefa Heriniaina tamin’ny maha filohan’andrimpanjakana azy ireo : avy hatrany dia noroahana ankitsirano vao nanomboka fotsiny naneho tsikera na tsy fankasitrahana...
Ity Praiminisitra ity nefa nofidian’i Rajoelina manokana MIHINTSY, ary mbola nohamafisiny tanteraka ny fahatokisany azy ny taona 2025...
Io no PM de consensus eo amin’i Rajoelina sy i Colonel, ary Rajoelina sy ny forongony no tompomarika...
Tena ao anaty tetezamita tanteraka isika izao, io izy io... saingy tetezamita bodoin’i Colonel sy ny miaramilany !
Vita !