Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 16 avril 2026
Antananarivo | 13h53
 

Répondre à un commentaire

14 avril à 18:01 | rakotobe (#7825)

Taratasy misokatra hoan-drakolonely

" Dia milamina ve ny Conscience anao !?
Manao Fikaonadoham-pirenena ny Tanora ianao faly ery nefa ireo tanora isan’ny nahazoanao io seza io hidinao any am-ponja.

Ireo tanora mangataka ny Fanovàna tena izy lazainao fa misy manakarama. Ianao mamerina ny fanaon’ny fitondrana teo aloha managadragadra fahatany sy misambotra izay maneho hevitra nefa izany no antony nanonganana an’i Rajoelina teo. Dia milamina ve ny Conscience anao !?

Raha tena hanao Concertation nationalin’ny Tanora ianao dia esory ny goaik’antitra rehetra dia ataovy tanora tena tanora tsy misy olona miketrona tarehy sy dinausaure politika na iray aza. Dia avela izy ireo no heneho ny heviny malalaka"

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}