Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 23 avril 2026
Antananarivo | 15h02
 

Répondre à un commentaire

22 avril à 13:52 | pisokely (#9950)

dia tena very tanteraka ve ny malagasy ? ka tsy olona misaina ? tena hita anie fa tsy mety zao ataon dry zareo zao e... dia tsy mba afaka mba manao tsikera ve ? mba manontany tena hoe inona no tsy mety ?

tetezamita no atao kanefa avy hatrany dia mamaritra politika... tsy ho hety mihintsy satria tsy voafidy ny vahoaka e... ny député dia taminy androny rajoel, tokony tsy ho eo intsony... dia asa hoe inona zany no ataon dry zareo ao tsimbazaza ao ???

very e.. tena very ny malagasy

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}