Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 4 mai 2026
Antananarivo | 13h02
 

Répondre à un commentaire

4 mai à 10:44 | Vohitra (#7654)

TSY forongony intsony ity voasarika ity fa tena mpiray petsapetsa tanteraka MIHINTSY.

Mpanao fiantsiana sy mpanao rahom-bava matetika...

AHOANA moa no porofo fa tena mpiray petsapetsa ny olona anankiray amin’ny mety ho raharaha masiso sy maloto vitany ?

Diniho sy topazo maso ny fanambarana fananana nataony.

Betsaka ny siosio sy tsiliantsofina heno fa ao anatin’ny firaisana fahadimy naha voafidy azy ho depiote, ny Fokontany rehetra dia misy trano sy taniny avokoa.

Hanamboaran’ity rangahy ity bassin sy pompe ny Fokontany iray dia avy eo toa hoe tereny ny sefo Fokontany hanolotra tany ho azy, dia izy avy eo no mikarakara ny fanoratana ny tany.

Tsara ho marihina fa ity rangahy ity no mitarika ny vondrona misahana ny fananantany eo anivon’ny Antenimierampirenena.

Resaka sy tsiliantsofina daholo no heno, ny fanadiadiana sy ny fanamarinana ny fanambarana fananana ihany no làlana hahitana ny marina momba azy ity.

Tsaroana ihany koa ny herisetra nataony tamin’ny hetsika fotsy 2023 teny Ampasampito fahizany...

Izy ilay nirehaka hoe "na mandat folo aza ho an’i Rajoelina, inona no olana"...

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}