Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 3 juin 2026
Antananarivo | 21h29
 

Répondre à un commentaire

2 juin à 12:35 | Vohitra (#7654)

Izaho manokana dia mbola midera sy mankasitraka ireo mpianatra fahiny nivoaka avy ao amin’ny IEJ na ny Institut d’Etude Judiciaire fahiny...

Ny tsapako dia hatramin’ny nisian’ny ENMG ity dia nihanaka ny tsy fahaiza-manao sy ny kolikoly teo amin’ny rafi-pitsarana...

Misy antony izany... Ary tokony ho tsapan’ny matianina rehetra...

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.