Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 29 juin 2026
Antananarivo | 03h36
 

Répondre à un commentaire

28 juin à 12:12 | rakotobe (#7825)

Miaraha Vohitra,

Rafitra , lalan-tsaina politika mila fanabeazana goavana indrindra eo anivon’ny vahaoka ary ireo hiantsehatra amin’ny fifidianana @ antanatohatra sa mihafa. Ny fahamarinan’izany dia ny fanoerana faona ny fahefana mivangogo @ Antananarivo ( centralisme).
Ny fahamarinana ihany koa ny fankalahana ny samy foko eto madagasikara tsy adino fa fitoavana nampiasan’ireo fahavalom-pirenena ny adim-poko no sakana hoan’ny tena fandrosoana..
Ny fizakana tenan"ny faritra dia manone vahana ny fampandrosoana tsy mitanila mba tsy ho hisy intsony ny fifanenjehana.
Sesehana ireo fikambanana " fédé " , na fivondronana...any amin’ny faritra.
Ny fanontaniana mipetraka dia maninona ny ao Antananarivo no tsy dia mampiseho fahavonona amin"io rafitra politika io ?

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}