Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Mbola hanohy ny fanazavan-kevitra naroso teto tamin’ny 28 jona 2026 mikasika ny fanovana rafitra hokinasa ary ho tohanana mandritry ny fikaonan-dohampirenena raha sitrapon’ny Zanahary...
Tsy fidiana mivantana intsony ny Filohampirenena fa ny Filankevitry ny Faritra rehetra no mpifidy azy.
Ary ny Filohampirenena dia tsy manana andraikitra amin’ny fitantanana ara-politika sy ara-toekarena intsony. Ny andraikitra tokana ho sahaniny dia miompana tanteraka amin’ny fiarovana sy fikatsahana ny firaisampirenena.
Tsara ho marihina fa ny Filankevitry ny Faritra dia ny vahoaka no hifidy azy mivantana.
Raha ny fihetsika sy paikady arahan’i Monseigneur Colonel ankehitriny izao, dia mbola mikasa ny ho lasa Filohampirenena tsy azo refesina mandidy sy tsy hay tohaina ihany izy.
Mbola mihevitra ny ho lasa Filohampirenena mpanjakabe mpangeja fahefam-panjakana ihany no ataony ho tanjona.
Izany no mahatonga an’i Monseigneur Colonel manamafy sy miaro ny HCC sy ny CENI ankehitriny io. Fantany tsara fa ireo no rafitra mangala-bato sy mpamadika ny voka-pifidianana natao teto.