Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 27 février 2026
Antananarivo | 10h43
 

Filazana manjo

Herizo RAZAFIMAHALEO

samedi 26 juillet 2008 |  3400 visites 

Ny Conseil d’orientation,
Ny Sekretera Jeneraly Manassé Esoavelomandroso sy ny Birao Nasionaly Mpandrindra (BNC),
ary ny Mpikambana LEADER FANILO rehetra manerana ny Nosy sy ny any ivelany,

dia mampilaza amin’ny alahelo lehibe ny fodiamandrin’i :

Herizo RAZAFIMAHALEO
Filoha Nasionaly Mpanorina