Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 27 août 2025
Antananarivo | 17h41
 

Répondre à un commentaire

27 août à 11:37 | rakotobe (#7825)

Hoy ny renim-pianakaviana iray

" Tena tsara ilay finiavan’ny filoha mahakasika ilay fanohanana an’ireo izay te handeha hankahery ny Barea any Nairobi... Ilay hoe handoa ny antsasabidin’ny billets d’avion

Fa etoana aho dia mba mangataka ihany koa ny mba handoavan’ny fanjakana ny antsasaky ny saram- pampidirana mpianatra eny amin’ ireo sekolim- panjakana (ilay latsakemboka 4 alina hatramin’ny 7 alina ariary)

ilay antsasaky ny billets d’avion dia manodidina ny 3 tapitrisa ariary eo isan’olona, aloan’ny minisiteran’ny tanora sy ny fanatanjahantena .. ny Visa mbola ankamantatra...
Raha olona 200 izany no handeha dia 600 tapitrisa ariary...

Ny antsasaky ny latsakemboka aloa eny amin’ireo sekolim- panjakana anefa eo amin’ny 3 alina ariary eo...
izany hoe raha manokana tetibola 600 tapitrisa ariary ihany koa ny minisiteran’ny fanabeazam- pirenena, mahavita manampy mpianatra miisa 2000 eo...

Izay fotsiny e ! Rediredy any ahy fa inona akia no idirany ? "

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}