Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 12 décembre 2025
Antananarivo | 23h25
 

Répondre à un commentaire

11 décembre à 04:30 | lanja (#4980)

Hatramin izay, ny concertation nationale ataontsika eto dia concertation teren ny mpamatsy vola sy ireo efa manana intérêt manokana , ny concertation eto dia fanadiovana ny mpangalatra , ny mpandroba ny harempirenana sy ireo miray petsapetsa aminy ,miriaria sy afamaina ny mpanao pillage amin ny lalalan ny concertation inclusive, inclusive no dikany dia ampidirina ao ny mpangalatra ....blabla ny ankoatr izay, refondation , patati patata... tsy ny FFKM mihitsy no hanova zavatra eto, isika mihitsy no tsy vonona amin izany ,

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}