Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 décembre 2025
Antananarivo | 00h09
 

Répondre à un commentaire

18 décembre à 15:04 | Vohitra (#7654)

Mazava sy miharihary ny zavamisy ankehitriny eto amin’ny Firenena.

Efa tsy ny fehezan-dalana voasoritra ao anaty lalampanorenana Repobilika fahefatra intsony no mihatra eto amin’ny Firenena fa ny nofy sy faniriana ary fijerin’ireo olombelona ao amin’ny HCC ao.

Efa tena nivoaka tanteraka mihintsy, nefa dia mbola io HCC io ihany no nianteheran’izy dimy lahy miaramila ka avelany hanarampo amin’ny sitrapony mihintsy araky ny baiko izay raisiny avy any amin’ny communauté internationale izay manohana ny paikady frantsay.

Dia hiverina any amin’ny tantara tetezamihitatra toy ny 2009 indray ity raharaha ity, I Calife lasa Colonel, ary tena kely ny fanantenana sisa mikasika ny refondation izany.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Annonces

Filazana manjo

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}