Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 décembre 2025
Antananarivo | 00h09
 

Répondre à un commentaire

18 décembre à 15:11 | Vohitra (#7654)

Anio alakamisy 18 desambra 2025, dia nanambara io maraina io teny amin’ny Antenimiera rehefa niresaka tamin’ny mpanao gazety ny praiminisitra fa « tsy azon’ny députés hanaovana motion de censure ny gouvernement, ary tsy azon’ny députés hanaovana motion d’empêchement ny chef d’Etat », izany hoy izy, dia noho ny fanapahana sy Didy nataon’ny HCC !

MAZAVA !

Nogiazan’ny miaramila miray tsikombakomba amin’ny HCC ny fanapahana sy fahefana eto amin’ny Firenena.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Annonces

Filazana manjo

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}