Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Herintaona lasa tokoa izay...tsiahy sy jeritamberina tamin’ny lasa tsy fanadino...
Teto amin’ny Madagascar Tribune no nilazako herintaona lasa izay ny mikasika ny aretimbe entin’ny vary safiotra sinoa nafaran’i Rainilaingarivony ka nampidirina sy nozaraina tamin’ny tantsaha teo anivon’ny distrika miisa 20...
Aretina vokatry ny "germes de champignons" ao anatiny ary lasa niparitaka ankehitriny...manakofa tsy misy voa ny vary nambolena.
Nambaranay teto fahizany ny loza aterak’io vary safiotra io...
Herintaona lasa izany, asa raha mbola mahatsiaro izany resaka izany Isandra izay sodoka sy revo tamin’ny filelafana amam-bolony an’i Rainilaingarivony fahizany...
Io no vokany...aretina sy olana indray no nitranga...
Isany nilaza izany tranga mampalahelo izany ny Cour des Comptes omaly tamin’ny tatitra nataony.
Tomponandraikitra tanteraka amin’izao tranga izao ilay ramatoa secrétaire d’État chargé de la sécurité alimentaire, izay responsable commercial tao amin’ilay orinasa sinoa mpivarotra semences hybrides alohan’ny nanendrena azy ho sekreteram-panjakana...
Tsy ilaina polygraphe akory ny kolikoly nitranga satria ny résultats de laboratoire dia efa mampiseho ny porofo...nefa nisisika ihany i ramatoa !
Miantso sy miangavy ny Colonel ihany sahady koa mba hanafoana haingana ny fifanarahana nataon’io ramatoa io tamin’ny orinasa avy any Israël izay manome azy tany 60.000 hectares hanaovana fambolena eto Madagasikara.