Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 15 mai 2026
Antananarivo | 21h47
 

Répondre à un commentaire

13 mai à 18:45 | rakotobe (#7825)

HAFATRY NY FIVONDRONAM-BEN’NY EVEKA

FIHAVAOZANA SY FANAVAOZANA MANKAIZA ?

Toa zary lasa nofinofy ilay fanavaozana notabatabaina teny an-kianja.

Ny vidim-piainana mampiteny ny maona
Ny fahasahiranan’ny tantsaha ny amin’ny famoaham-bokatra sy ny vidiny
Ny tsy fandriam-pahalemana
Ny kolikoly
Ny ady seza sy ny kiantranoantrano
Ny fampihorohorona
Ny fanindrahindrana be ny mpitondra
Ny fampanginana sy ny fisamborana ireo izay tsy mitovy hevitra amin’ny mpitondra
Ny tsy fitoviana ny fiahina ny faritra samihafa misy #Madagasikara
Ny fahatongavan’ireo vahiny maro izay mampiahiahy
Tsy dia hita taratra loatra hoe avy amin’ny vahoaka sy ho an’ny vahoaka ny #fitondrana

Tsy misy drafitra politika mazava sy voafaritra tsara ny hitantana ny fanaovana ka voadingana ny tena laharam-pahamehana ho an’ny firenena indrindra ho an’ny vahoaka madinika

Ry mpitondra tandrovy toy ny anakandriamaso ny fanapahan-kevitra raisinareo fa sao hamatotra ny firenena sy ny taranaka any aoriana

La JUNTE MILITAIRE nous sert de la tarte à la crème tous les jours

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.