Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 22 mai 2026
Antananarivo | 23h38
 

Répondre à un commentaire

22 mai à 08:36 | Vohitra (#7654)

Aleo handroso ny ady amin’ny tsy maty manota, izay vandana dia kary hoy ny fitenenana...

Nihevitra rizalahy fa hijanona mandats dimy eo amin’ny fitondrana angamba i Rainilaingarivony ka dia nararaotra nanampatra ny hagegeny tokoa Izy roalahy ireto...

Tohizo hatrany ny fanadiovana, mbola betsaka ny miriaria sy mirehareha ny tsy maty manota, aza adino ny mikasika ireo ordonnances marobe nokarakarain’i Jean Nirina tamin’ny fifidianana ho Ben’ny Tanana teo Antananarivo Renivohitra.. Aiza daholo ireo olona marobe nanaovana ordonnance ireo ankehitriny, mbola ao Anosizato ao ihany ve sa aiza ?

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}