Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Raha misy minisitra iray tena nitondra fahadisoam-panantenana dia ity minisitry ny toekarena sy ny vola ity !
Mpampianatra hariharena eny amin’ny anjerimanontolo izy talohan’ny nanendrena azy ho minisitra.
Taloha izy maneho hevitra mikasika ny tetika sy paikady hitondrana ady amin’ny fahantrana.
Rehefa nahazo andraikitra izy dia tsy hita mihintsy ary tsy misy ezaka ataony mikasika izany hoe fampihenana ny fahantrana izany, tsy misy ezaka ho fametrahana ny fitondrana mahay mitantana...
Lasa ompy kely mpankato ny rafitra mpampanjana-bola iraisampirenena no ataony sisa...
Dia kapoka iray mitovy tanteraka amin’ilay minisitra taloha mbola mpampianatra teny amin’ny anjerimanontolo fahiny iray ihany izay nitanisa ny hoe "tsy lahatra akory ny fahantrana"...
Izany hoe angoantenda fotsiny no natao fa rehefa nahazo andraikitra, tsy misy akory fahaiza-manao !