Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 25 septembre 2026
Antananarivo | 01h42
 

Répondre à un commentaire

24 septembre à 13:07 | rakotobe (#7825)

Hoy ny " TIATANINDRAZANA" : ( vaovao ny Firenena Mikambana )

"Ny tsapa sy tsikaritra dia napetraky ny Firenena Mikambana sy ny mpikambana amin’ny toerana sy hajany araka ny tokony ho izy ny PRRM sy ny delegasionina notarihiny, fa tsy tratry ny « sans qualité » toy ny tamin’ny tetezamita taorian’ny 2009. Ny Filoham-panjakana Malagasy izay noraisin’ny Sekretera Jeneralin’ny Firenena Mikambana tamim-panajana feno. Tafiditra anaty lahadinika moa ny raharaha Nosy Malagasy ka irariana mba ho voatazona fa tsy hihemotra hatrany toy ny nisy teo aloha. Irariana mba hitondra vokatra ara-toekarena, politika, sosialy,… ihany koa ny fivoriana tahaka itony mba tsy ho ny fandraisana anjara no zava-dehibe".

Hoan’ireo teratany vahiny ( vazaha ) liana ny raharaha malagasy , tsotra dia tsotra ny fandikan-teny io fehintsoratra io amin’ny alalan’ny teknologia vaovao.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}