Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Fivoriambe ho an’ny Firenena "mikambana" no atrehina, ary ny maha Firenena no fandraisana anjara, tsy misy tsiny mihintsy ary tsy hadisoana velively ny hanehoana hevitra amin’ny fitenim-pirenena izay soloina tena, rariny sy enin-kaja izany ka tsy azo omem-pondro sanatriavina.
Tsy manitsaka ny sata sy fitsipika manankery eo anivon’ny vondrona "Firenena Mikambana" rahateo izany, koa inona moa no olana amin’izany ?
Isany singa iray manandanja mamaritra ny antsoina hoe "Firenena" rahateo ny "teny", sady iombonana no manandratra ny hasimpirenena, koa rariny raha nanao izany ny filohampanjakana tsirairay araka izay safidiny.
Ho ahy dia isaorako ny filohampanjakana izany ezaka ho fanandratana ny Firenena izany.
Mankasitraka indrindra.