Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 13 octobre 2026
Antananarivo | 01h13
 

Répondre à un commentaire

12 octobre à 10:08 | Vohitra (#7654)

Feo miely eto amin’ny tanana anio..

Mandeha ny resabe etsy sy eroa anio maraina fa hoe toa "roa miliara tsirairay no naloa mba hivoahan’ireto olona 11 ireto..." !

Voalohany : iza no nanoratra ny baiko ho famoahana ny fonja ?

Faharoa : mifanaraka amin’ny lalana manankery ve ny taratasy sy baiko ho famoahana ny fonja ?

Fahatelo : olona efa voaheloka no navoaka antsokosoko nampandosirina ! Voahosy tanteraka ankehitriny ny hasimpanjakana sy ny lalana velona. Mangataka ny fandraisana andraikitra feno sy haingana avy hatrany avy amin’ny PRRM sy ny PM amin’izao tranga izao.

Fahefatra : ireo rehetra izay ahiana ho nandray anjara tamin’izao tranga izao dia tokony avy hatrany dia hatrahatra avy hatrany amin’ny andraikitra sahaniny.

Fahadimy : aoka mba tsy hosalovanina amin’ny resaka politika na resaka ara-poko izao resaka izao.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}