Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Aoka kosa mba tsy hifamitaka sy hampiesona vahoaka Isanandro vaky izao e !
Tolo-kevitra no noraisinao tamin’ny dinika politika izay nataonao samirery tao sy ireo izay nantsoinao...
Ianao irery ihany avy no nandrafitra izay mety aminao ary noraisinao ho tolo-kevitra avy eo...
Dia misy ny tolo-kevitra izay noraisinao ary omenao ny FFKM avy eo mba hoentina, raha toa ka mbola hisy, ho any amin’ny fikaonan-doha...
Dia misy ny tolo-kevitra avy hatrany fotsiny izao dia mankany amin’ny goverinemanta ary ny goverinemanta indray dia mikasa ny hanova azy avy hatrany ho volavolan-dalana hampandalovina holaniana eny amin’ny Antenimierampirenena !
Fitaka be anie izany e !
Fa angaha tsy hoe hanao refondation na fanorenana ifotony ny Malagasy ka ny fikaonan-doha isan’ambaratonga no hamaritra sosonkevitra hoentina harafitra ho lalampanorenana sy hametrahana rafitra vaovao ?
Ohatrany efa hamafy voa ho amin’ny "krizy vaovao" indray ity fihetsika ity raha izao fandehanan’ny raharaha izao !