Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Mazava be anie izao zavamisy izao e !
Inona indray no mbola mahagaga eto ?
Raha toa ka volavolan-dalàna hikatsaka ny mangarahara amin’ny fitantanana sy hanokatra ny saina sy fijery eo amin’ny vahoaka mba ho tompon-draharaha, dia holazaina fotsiny fa tetezamita fisoloana toerana izao ka aleo ny fitondrana voafidy manaraka no hampandany sy hamadika azy ho lalàna velona...
Fa raha volavolan-dalàna hahafahana mifehy sy manara-maso ny fahafahana, ary hahafahana mitsinjo ny ho avy sy ampitso ara-politika, dia vetivety foana dia lany avy hatrany sy misy fampiharana...
Izay izy io.!
Fa angaha moa tsy fitondrana hametraka ho laharam-pahamehana sy vaindohan-draharaha ny fanorenana ifotony ity fitondrana ity e ?
"Présidence de la Refondation de la République de Madagascar" na PRRM !
Fa inona izany no atao refondation eto e ?