Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
zahay zana bahoaka, nitombo niaraka taminy vahoaka, raha nifaly ny vahoaka dia nifaly koa zahay.. raha ory ny vahoaka, dia ory zahay..
tsy kombaka ambava velively, fa niaina ny fahantrana taminy ratsiraka izahay. rehefa avy nandiha fa hoe maty ny PSD nefa dia diso fanantenana.. mafy any zany taminy radidy zany... diso fanantenana taminy i zafy rehefa avy nihiby fa hoe misy olona Marina ihany eto mada.. noverezin i ravony e... niaina tsara ny fianakaviana non i ravalo.. kinanjo dia lavo noho ny fiheboeboina... dia indrisy fa dia johilahimboto no tonga aminy fitondrana..
ka diso ianareo fa tadidio fa mahay vahoaka zahay... niara nihosina aminy tany mena...