Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 13 juillet 2026
Antananarivo | 23h11
 

Répondre à un commentaire

13 juillet à 16:27 | rakotobe (#7825)

@ ireo voageja, marefo fisainana very fanahy tanteraka mpivahiny an-tanin’olona any an-dilambato. Mbola tratrin’ny fanjanahana ara-tsaina.

Tsy lahatra Tompoko ny Fahantrana.
Mora dia mora ny fanaovana tora bato.
Iombonana ny fahatsapana fa sesehana ireo totakely tsy maty manota mpambotry ny tany sy ny fanjakana, ireo dia mbola voageja ny kolotsaina vahiny mitovy sy sahala aminareo ihany.

Fantaro fa tsy nanomboka tamin’ny amiraly D. Ratsiraja ny tantaran’i Madagasikara.
Mialohan’ny Fanjanahana an-keriny ny Tanindrazana y, dia nanana ny maha izy azy io firenena io izay nampiaiky ireo mpizahatany ara mpihaviana samihafa.

Na mahery vaika aza androhany ny fanoerana ireo mizaka ny Fahefana , tsy mitsahatra tsy ankianto ny fikarohana ny soa sy ny tsara hoan’ny tany nolovaina tamin’ny Razabenay mba tsy ho tompontrano mihono izahay.

Sehatra nahatokona hoan’izany ity sehatra ity Tompoko.
Mba hatsaharonareo « civilsé »ny fanevatevana ireo mpiara belona gasy teratany.

Masina ny Tanindrazana.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}