Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 11 août 2026
Antananarivo | 13h29
 

Répondre à un commentaire

8 août à 17:58 | Vohitra (#7654)

Ahoana tsara hoe iray olona o ?

Dia hoe nanolotra vola 40 tapitrisa Ariary ho an’ny Fiangonana Apokalipsy i Monseigneur Colonel !

Fa ahoana sy maninona ity resaka ity iray olona o ?

Aiza ary ny laïcité de l’Etat amin’ity resaka ity ?

Izao mihintsy ilay mahatonga ny tena mba hitaky ny fanaovana mangarahara ny déclaration de patrimoine ataon’ny manampahefana rehetra tsy ankanavaka !

Aiza amin’ny loi des finances no misy izany rubriques de dépenses mikasika izany iray olona e ?

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}