Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 17 août 2026
Antananarivo | 15h16
 

Répondre à un commentaire

17 août à 10:12 | Vohitra (#7654)

Fa maninona moa ny SADC no afaka manome tsindry sy mandrafitra toromarika hentitra ho anao ankehitriny ?

Satria ianao fantany fa olona efa zatra mivadibadi-dela sy tsy mahavita mihazona mifikitra amin’ny teninao !

Ny zava-nitranga sy fanaon’i Rainilaingarivony nodimbiasanao ihany no betsaka ataonao ihany koa ankehitriny.

Fantatry ny vahiny ny fahalemenao sy ny fitiavanao fahefana, ary finiavanao hangeja ny fahefam-pitondrana.

Ny hadisoana nataonao niverin-dalana tamin’ny teninao ny 14 octobre 2025 no lasa novidiana lafo ankehitriny. Raha ianao sy ny fianakavianao irery moa no mizaka ny vokany, ka atao ahoana moa fa safidy ny anao ! Fa izao ny vahoaka Malagasy manontolo no lasa mizaka ny vokatry ny tsy fahamatorana sy fivadibadihina nataonao !

Ianao anie efa tsy hijaly sy tsy hiaritra ny fahoriana toy ny vahoaka Malagasy intsony e, ianao efa nilaza ampahibemaso fa misy namanao vahiny manome vola anao avy any ampita any.

Tsy mahagaga ianao raha nandefa an’i Rainilaingarivony nitsoaka nandositra, 12 octobre ianao vao mody mipoitra rehefa betsaka ny maty sy maratra satria...

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.