Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 24 octobre 2026
Antananarivo | 12h37
 

Répondre à un commentaire

24 octobre à 10:21 | Vohitra (#7654)

Tsy omena tsiny ianareo raha miteny toy izao saingy...

Aza omena tsiny ny vahoaka raha maneho ny ahiahy, ary izay ahiahy eo amin’ny Malagasy izay no tonga any amin’ny fahefam-pitondrana politika...

Ny vahoaka Malagasy mihintsy anie no efa tsy mahatoky ny mpiasampanjakana eo anivon’ny sampandraharaha misahana ny hetra sy ny fadintseranana. Mpanao kolikoly sy mpiray petsapetsa amin’ny tsy maty manota ny marobe ao amin’ireo sampandraharaha ireo.

Na inona lazainareo ao amin’ny sendika dia izay no zavamisy ankehitriny. Anjaranareo ny mifanitsy sy mifananatra ao anatiny ao. Anjaranareo no miova sy manolotra asa vita mahafapo ny Firenena Malagasy sy ny vahoaka.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}